Teny iditra mamepetra (fepetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manafatrafatra
Mandidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To give charge, to dictate. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamepetra
Ny lasa : namepetra
Ny hoavy : hamepetra
Filaza mandidy : mamepera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05