Teny iditra mameraka (veraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaky roa, manokatra
Mandoatra ny tsinain' ny biby vonoina, mitory
Mamelatra
Mamboraka [1.1]
  [Tambahoaka] Manely [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mameraka
Ny lasa : nameraka
Ny hoavy : hameraka
Filaza mandidy : mameraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20