Teny iditra mamerivery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mampatory [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mampatory, mamadiditra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Bara] entortiller [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mamerivery
namerivery
hamerivery

Teny iditra mamerivery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mamitaka, mandainga [Rakotosaona 1972]

2010/05/14