Teny iditra | mamesana (fesana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manisy fesana, manisy katapilasy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To put a poultice on [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mettre un cataplasme [1.3, 1.106] | ||||||||
Mettre un emplâtre [1.106] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mamesana, masà mena, samamena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |