|
|
|
|

Teny iditra1  mamesatra
Fototeny  2  vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  manavesatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12