|
|
|
|

Teny iditra1  mametra
Fototeny  2  fetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manoritra, mamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to fix a time or boundary, to restrain, to limit.
6  [1.7] to set limits
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] limiter, restreindre
Ohatra  8  Tsy anjarantsika fa anjaran' ny mahantra ny mametra ny laharam-pahamehana. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mametra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11