| Teny iditra | 1 mametrapetraka |
| Fototeny | 2 petrapetraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Avy mametrapetraka ny raharaha kely fanaony ny tsirairay taminy.
[2.470#16]
5 Tapitra ny fanazavan' ilay mpahandro; endrika tony, maso mavesa-pijery, feo hentitra sy mametrapetraka no nanamarinako izay voalazany rehetra. [2.4#90] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|