|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mametsaka
Fototeny  2  fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manjera, mandrodana
Mampiavosa
Mikopaka, mamely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to strike, to beat
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] démolir, renverser, entasser, battre
Ohatra  7  Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. [1.437#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manapetsaka

Teny iditra (2/2)13  mametsaka
Fototeny  14  fetsaka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Mamonto, mampangeniheny
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] to moisten, to damp, to wet

Fivaditsoratra  18  mamatsake, mametsaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05