|
|
|
|

Teny iditra1  mamezatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mamaha na manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany
4  [1.13] manitatra amin'ny fera
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] tendre au fer
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra
Fototeny  7  vezatra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30