Teny iditra mamezimbezina (vezimbezina (vezina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampirondròna; mampivembèna [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamezimbezina
Ny lasa : namezimbezina
Ny hoavy : hamezimbezina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31