Teny iditra mamezivezy (vezivezy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitototòto atsỳ sy ary: Mamezivezy tokoa ny fitadiavan-karena
¶ Mahatonga ny saina hiroahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cause to wander, to send here and there; to cause to oscillate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire courir quelqu'un çà et là; faire osciller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamezivezy
namezivezy
hamezivezy
mameziveze

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/11