|
|
|
|

Teny iditra1  mamiaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] manamangana, manimba
4  [1.78] [Tanosy] mifiaka (fary)
5  [1.1] Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] same as mipiaka
Fototeny  7  piaka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manapiaka, mipiaka

Fivaditsoratra  13  amaikam, amakiam, mamaikà, mamaika, mamakia, mamiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19