Teny iditra mamihin-tanana
Singan-teny mamihina ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manakamban-tanana na manao ny tanana roa eo anoloana ka mifamihina na mifampihazona izy roa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wring the hands [1.2]
 To fold the hands [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Joindre les mains [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13