|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamikavika
Fototeny  2  vikavika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to tack or baste with large stitches [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  faufiler [1.8]
Ohatra  7  Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 

Teny iditra (2/2)13  mamikavikà
Fototeny  14  vikavika
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikavika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mamakivaky, 19 mamikavika, mamikavikà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20