|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamikina
Fototeny  2  vikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihoatra, mandingana, mandika: Toa tsy afaka mamikina tatatra akory ianao izany lahy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to jump over something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] sauter par-dessus
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mamikìna
Fototeny  12  vikina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  amikinam, mamikina, mamikìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08