|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maminavina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  vinavina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao?
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to evaluate, to estimate
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] évaluer
Ohatra  11  [2.499#] Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any!

Teny iditra (2/2)12  maminavinà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maminavina [Fitanisana]
Fototeny  14  vinavina
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  aminavinam, maminavinà, maminavina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26