|
|
|
|

Teny iditra1  mamindrafindra
Fototeny  2  findrafindra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31