Teny iditra | mamindra hahy | |
Singan-teny | mamindra ; hahy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Misambo-bola amin' olona mba hanefana trosan' olon-kafa, mba bandoavana volan' olon-kafa nosamborina ihany koa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To borrow money to pay a debt, and thus becoming more involved in debt. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |