Teny iditra (1/2) | 1 mamintana |
Fototeny | 2 fintana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maka, manjono amin' ny fintana: Mamintana trondro. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to catch with a hook |
Ohatra |
6 Rehefa mahazo avy mamintana izy dia lalao ny asany. [1.406#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mamintàna |
Fototeny | 13 fintana |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintana [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 15 amintanam, mamantiña, mamintàna, mamintana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |