Teny iditra mamioka (fioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mively vary [1.78]
 Mikapoka mirivorivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To flog, to beat. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamioka
Ny lasa : namioka
Ny hoavy : hamioka
Filaza mandidy : mamioha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20