Teny iditra | 1 mamirotre |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
manintona fintana raha manjono: Namirotre endraike mandy iñy aho ka dia kalapia goay be (nosintoniko indray mandeha avy hatrany dia tilapia goavam-be) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |