Teny iditra mamisaka (fisaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahafisaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to make thin, to attenuate. [Richardson 1885]
 to flatten [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay aplatir [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mamisaka
namisaka
hamisaka
mamisaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31