Teny iditra (1/2) | 1 mamisavisa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 visavisa |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to describe minutely, to enumerate |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] décrire en détail; énumérer |
Ohatra |
11 [2.285#] mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. 12 [1.437#] Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. |
Teny iditra (2/2) | 13 mamisavisà |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamisavisa [Fitanisana] |
Fototeny | 15 visavisa |
Fivaditsoratra | 16 amisavisam, mamisavisà, mamisavisa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |