|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamita
Fototeny  2  vita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to finish, to complete
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] terminer, achever
Ohatra  7  Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mamità
Fototeny  13  vita
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  amitam, mamaty, mamita, mamità, mitama

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08