Teny iditra mamitolahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Ilazana ny ombikely rehefa sahabo ho voatondro iray ny halavan' ny tandrony [1.1]
Tovy hevitra sakanomby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31