Teny iditra | 1 mamitsaka |
Fototeny | 2 fitsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. |
Ohatra |
6 [2.587#] Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena? 7 [2.499#] Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 mamitsaka, mitsamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |