Teny iditra mamitsoka (fitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina
Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra
Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To beat, to flog, to strike, to smite. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamitsoka
Ny lasa : namitsoka
Ny hoavy : hamitsoka
Filaza mandidy : mamitsoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20