Teny iditra (1/2) | 1 mamizana |
Fototeny | 2 vizana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to make fatigued, to tire out |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fatiguer, épuiser |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mamizaka |
Teny iditra (2/2) | 12 mamizàna |
Fototeny | 13 vizana |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 amizanam, mamizàna, mamizana, namaizam, namiazam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |