Teny iditra mamizatra (vizatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny olona miriadriatra: Tsy tiako Rangahy io fa mahery mamizatra mpiasa aoka izany erỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay parler contre quelqu'un avec un air furieux, en contractant les traits, la figure [Abinal 1888]
Endriteny 
mamizatra
namizatra
hamizatra
mamizata

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/17