Teny iditra mamoanjo (voanjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka na mandefa miaramila hiandry tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coloniser, envoyer des colons dans un pays pour le garder [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoanjo
Ny lasa : namoanjo
Ny hoavy : hamoanjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20