|
|
|
|

Teny iditra1  mamoavary
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misy voavary: Any amin' ny lelany no amantarana ny kisoa mamoavary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to contain tapeworm cysts (of pork)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] viande de porc ladre
Voambolana  6  Fahasalamana
7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fototeny  8  voavary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11