Teny iditra | mamoe | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mamela, mamoy: Mamoeza ravoan-tay fa nangere ambato ny kilonga (Mamoiza ravoangorin-tay fa nivoaka ambony vato ny ankizy) [1.78] | |
Fivaditsoratra | mameo, mamoe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |