Teny iditra | ![]() |
mamofoka (fofoka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Bara] mikapoka [Rakotosaona 1972] | |||||||||||||||||
Mamely, mikapoka, manisy ¶ Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka eo Ingahy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||
Famaritana anglisy | to strike, to beat, to attack, as a disease. [Richardson 1885] | |||||||||||||||||
Ny bikany |
| |||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2011/07/11 |
![]() |