Teny iditra mamofoka (fofoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mikapoka [1.78]
 Mamely, mikapoka, manisy
Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka eo Ingahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To strike, to beat, to attack, as a disease. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamofoka
Ny lasa : namofoka
Ny hoavy : hamofoka
Filaza mandidy : mamofoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20