Teny iditra mamofoke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Mahafaly] mamoaka avy ao ana-davaka, manao famokarana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mamofoke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manamaivoka (vary) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06