Teny iditra mamofotra (fofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny mifofotra fa tsy fampiasa firy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to blow a fire with a pair of bellows, etc. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mamofotra
namofotra
hamofotra
mamofora
Mpitovy hevitra mifofotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31