|
|
|
|

Teny iditra1  mamoha angatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao ireo fombafomba maro noheverin' ny Ntaolo ary mbola heverin' ny sasany ankehitriny koa ho afaka hampiteny ny angatry ny maty
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] évoquer les esprits
Singan-teny  5  mamoha, angatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11