Teny iditra | 1 mamohatsa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mila vokatra: Mitohàka fatratse ny kilonga ny mamohatsa ny tsako eñy an-tonda (Mitokelaka fatratra ny ankizy rehefa mila ny katsaka vokatra eny an-tsaha) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |