Teny iditra (1/3) | 1 mamoina |
Fototeny | 2 mamo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza io |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 mamoina |
Fototeny | 10 foina |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona) |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 17 mamoinà |
Fototeny | 18 foina |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] |
Fivaditsoratra | 21 amoinam, amoniam, imamoan, imaonam, iomanam, mamoañy, mamoinà, mamoina, mimaonà, mimaona, miomana, miomàna, nimamoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |