Teny iditra mamoitra (poitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hisehoana, manambotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamoitra
namoitra
hamoitra
mamoira
Teny mitovy hevitra manapoitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31