Teny iditra mamoka (poka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Choquer, heurter, frapper [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoka
Ny lasa : namoka
Ny hoavy : hamoka
Filaza mandidy : mamoha
Tovy hevitra manapoka

Teny iditra mamoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy tanteraka, drodroka, lo [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20