Teny iditra (1/3) | 1 mamokatra |
Fototeny | 2 vokatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manome vokatra, miteraka betsaka |
Ohatra |
5 Ny zezika enti-mamokatra. [2.117#] 6 Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. [2.117#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 mamokatra |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka, Tanala]
mamoaka avy any anaty tany |
Teny iditra (3/3) | 15 mamokatra |
Fototeny | 16 fokatra |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] to confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. |
Fivaditsoratra | 19 mamokatra, mamotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |