Teny iditra | 1 mamokoka |
Fototeny | 2 vokoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be bent over with age, to be hunchbacked |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu 7 [1.8] être courbé; être bossu |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 kamokamo, -kamokamo-, komakoma, mamokoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |