|
|
|
|

Teny iditra1  mamola-barotra
Singan-teny  2  mamolaka, varotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to make a seller reduce the price.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] chercher à faire baisser, à réduire le prix

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07