Teny iditra | 1 mamola-damba |
Singan-teny | 2 mamolaka, lamba |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#573] mamoritra ny lamba eo amin' ny soroka toy ny fanaon' ny mpikabary na ny mpilalao rehefa hiteny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |