|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamolaka
Fototeny  2  folaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manapaka fa tsy tangarana
Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby
Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rompre mais pas couper net; dompter
Ohatra  7  Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  mamolaka
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Sakalava] mioty katsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13