Teny iditra mamola-tany (folaka, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ mamolatany ] [Taisaka] miasa tany [Rakotosaona 1972]
 miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka [Rajemisa 1985]

2011/09/13