|
|
|
|

Teny iditra1  mamoly
Fototeny  2  foly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to spin thread [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  filer [1.8, 1.5]
Ohatra  7  Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  1.1=manasina=manady=manira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20