Teny iditra mamonaponaka (fonaponaka (fonaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatrotraka, mamizana, mampalemilemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To beat hard, to thoroughly take the spirit and vigour out of any one. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fatiguer, ramollir, rendre mou [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamonaponaka
Ny lasa : namonaponaka
Ny hoavy : hamonaponaka
Filaza mandidy : mamonaponaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20