Teny iditra mamondipondy (pondipondy (pondy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamenjafenja, mamoriporitra zavatra amin' ny tanana mba halemilemy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay presser avec les doigts, avec les mains, manipuler, pétrir [Abinal 1888]
Endriteny 
mamondipondy
namondipondy
hamondipondy
mamondiponde
Teny mitovy hevitra manapondipondy

2011/09/14